|
|
|
|

Entry1  maivan-kitsaka
Elementary words  2 maivana, 3 hitsaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 kely mitezotezo ary maivandanja -- eo ho eo koa ny toe-tsainy raha misy zavatra heverina. [1.1]

Updated on 2025/09/12