Entry | 1 maitso lafika |
Elementary words | 2 maitso, 3 lafika |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava) [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |