Entry maimay (may (hay))
Part of speech adjective
Malagasy definition Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [Rajemisa 1985]
French definition pressé, qui a hâte de [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [FOFAFIPE: Haivola, page 97]
2Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

2019/08/17