|
|
|
|

Entry1  mahia miarana
Elementary words  2 mahia, 3 miarana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza olona manaram-po amin' ny zavatra tiany nefa tsy mahazo nofo fa mahia lava ihany [1.1]

Updated on 2025/09/12