|
|
|
|

Entry1  mahery an-joro
Elementary words  2 mahery, 3 zoro
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa.
6 Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany. [1.1]

Updated on 2025/09/12