| Entry | 1 mahay vava |
| Elementary words | 2 mahay, 3 vava |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona [1.1] |
| Explanations in French |
6 bavard, indiscret, mauvaise langue [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|