Entry | 1 mahatazana |
Root | 2 tazana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Examples |
5 Mahiratra tokoa ny mason' ny voltora ka mahatazana lavitra:
[1.38]
6 Nitsidika teo am-baravarankely izy, ka nahatazana ny kintana mamirapiratra teny amin'ny lanitra tsy nisy rahona. [2.324] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mahatazana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |