Entry | 1 mahasaky |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 saky |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] sahy [Taimoro, Bara]
5 [1.1] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasaky ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho [Betsileo] |
Examples |
6 [1.406#] Zaho tsy mahasaky.
|
Morphology |
|
Synonyms | 10 mahasahy |
Anagrams | 11 mahakasy, 12 mahasaky |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |