| Entry | 1 maharenina |
| Root | 2 renina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga harenina
5 Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1] |
| Explanations in English |
6 deafening
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant
8 ennuyeux, importun 9 Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3] 10 assourdissant [1.8] 11 silence! [1.5] |
| Examples |
12 Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina.
[2.5]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|