| Entry | 1 maha-olona |
| Elementary words | 2 maha~, 3 olona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona [1.1] 6 fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy [1.13] |
| Explanations in French |
7 personnalité [1.13] |
| Vocabulary | 8 Philosophy |
| Updated on 2025/10/11 |
|