| Entry | 1 mahalala ny rariny sy ny hitsiny |
| Elementary words | 2mahalala, 3rariny, 4hitsy |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6mitana ny fahamarinana mandrakariva ary mampihatra izany amin' ny tsy fanambakana ny sasany.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|