| Entry | 1 loterana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera [1.62#681] |
| Examples |
4 Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy.
[2.356]
5 Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany. [2.606] |
| Vocabulary | 6 Religion and Liturgy |
| Updated on 2025/09/12 |
|