|
|
|
|

Entry (1/4) 1  lompy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [1.1]
Examples  4  Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395#ilayfitiavanampandresy]
Combinations  5  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (2/4) 6  lompy
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [1.1]

Entry (3/4) 9  lompy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [1.1]
Synonyms  12 lopy

Entry (4/4) 13  lompy
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 Loza [1.1]

Updated on 2026/02/26