| Entry | 1 lokomena |
| Elementary words | 2 loko, 3 mena |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in French |
5 rouge à lèvres
[1.5] |
| Examples |
6 Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka.
[2.4]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|