Entry | 1 lohamasinina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 locomotive [3.1] |
Examples |
4 Misioaka fanindroany ny lohamasinina
[2.470#8]
5 Ny fampiasana ireo zavatra'ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany [2.503#32] 6 Alina no niditra teo amin' ny garan' i Moramanga ilay lohamasinina nitarika kalesy telo miloko volon-davenona, feno olona an-dalam-pahafatesana. [2.472#] |
Vocabulary | 7 Transportation |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |