Entry lohamalemy (loha, lemy)
Part of speech noun
Malagasy definition Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [Rajemisa 1985]
 faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [SLP 1986]
French definition fontanelle [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms hevo

2011/02/04