Entry (1/2) | 1 aloditra |
Root | 2 loditra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mandambolambo [1.1] |
Explanations in French |
5 ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique [1.3] |
Examples |
6 Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto.
[2.472]
|
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 aloditra |
Part of speech | 12 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
13 ranitina [Betsimisaraka]
[1.78] |
Anagrams | 14 adilotra, 15 aloditra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |