Entry lingilingy (lingy)
Part of speech noun
Malagasy definition Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [Rajemisa 1985]
French definition état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 20]

Entry lingilingy
Part of speech adjective
English definition very high, lofty [Richardson 1885]

2015/09/19