|
|
|
|

Entry1  lietna-kolonely
Elementary words  2 liet, 3 kolonely
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Vocabulary  6  Military

Updated on 2025/09/12