|
|
|
|

Entry 1  kolonely
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Vocabulary  4  Military
Combinations  5  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kolonely

Updated on 2026/04/19