Entry leta
Part of speech noun
Malagasy definition Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [Rajemisa 1985]
Synonyms lenta
Compound words, titles, names 

Entry leta
Part of speech adjective
Malagasy definition Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms letaleta

2013/03/05