Entry (1/3) | 1 lenta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1] |
All compound words |
|
Synonyms | 5 leta |
Entry (2/3) | 6 lenta |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13] |
Explanations in French |
9 niveau [1.13] |
Synonyms | 10 levina |
Entry (3/3) | 11 lentà |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 vonoina tapahin-doha, maty tapa-doha [Masikoro]
[2.606#152] |
Anagrams | 14 lentà, lenta |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |