|
|
|
|

Entry1  lela vola
Elementary words  2  lela, 3  vola
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  (taloha): vola tsy vaky, ariary
(ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany [1.1]

Updated on 2025/09/12