Entry lelalela (lela)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Firehetan' afo midedadeda
¶ Antsoantso na kiakiaka an-kisesy
¶ Ravaka na lokon-javatra midorehitra
¶ Fahamaimaizan' ny ambavafo toa noana [full text in Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2011/02/04