Entry | 1 filelalela |
Root | 2 lelalela |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano Toetran 'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |