|
|
|
|

Entry1  lava-piringa
Elementary words  2  lavaka, 3  firinga
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Explanations in French  6  cabinet d'aisances [1.13]
Examples  7  Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Synonyms  8  gabone, kivohy

Updated on 2025/09/12