| Entry (1/3) | 1 firinga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fivalanana, tay, diky
4 Garaba [1.1] |
| Explanations in English |
5 a dunghill, a heap of rubbish. Foringa is used in the provinces. Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa.
[1.2] 6 garbage [1.7] |
| Explanations in French |
7 rebut, ordures
[1.8] |
| All compound words | 8 4 combinations of that word |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 10 firinga |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 [Antemoro] kisolosolo
[1.78] 13 [Antesaka] kisolasola amin'ny havoana [1.78] 14 [Bara] tsy marin-toerana, mitongilana [1.78] 15 [Tanala] fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao) [1.78] 16 [Tanosy] tany misolampy [1.78] |
| Explanations in French |
17 [Antesaka] pente d'un chemin, d'une colline
[1.82] |
| Entry (3/3) | 18 firinga |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 [Bezanozano] lelo
[1.78] |
| Updated on 2026/02/05 |
|