|
|
|
|

Entry1  lavabary
Elementary words  2 lavaka, 3 vary
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 sompitra [Bezanozano] [1.78]
Explanations in English  [lava-bary] 6 a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep [1.2]
7 a pit for storing rice [1.7]
Explanations in French  [lava-bary] 8 trou creusé dans la terre pour y conserver le riz [1.3]
9 fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier [1.8]
10 silo souterrain pour le riz [1.196]
Examples  11  Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381#]
12  Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#]
13  Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02