| Entry (1/2) | 1 latsaka ankady |
| Elementary words | 2 latsaka, 3 hady |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 potraka an-tevana.
6 Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena. 7 Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy. [1.1] |
| Entry (2/2) | 8 latsaka ankady |
| Part of speech | 9 locution |
| Explanations in Malagasy |
10 teraka (raha alika).
[Taifasy]
[1.78] |
| Updated on 2025/09/12 |
|