| Entry | 1 latsa-bava |
| Elementary words | 2 latsaka, 3 vava |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny olona manambara zavatra nafenina na tsy voahevitra loatra [1.1] |
| Explanations in English |
6 [vava, the mouth] a slip of the tongue, an unguarded expression [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|