| Entry | 1 latsa-bato an-tanana |
| Elementary words | 2 latsa-bato, 3 tanana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olona mby efa nahazo soa, nefa votsotra sy tsy azo indray izany [1.1] |
| Explanations in English |
6 having lost what one had [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|