|
|
|
|

Entry1  lasam-borona
Elementary words  2  lasa, 3  vorona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Synonyms  6  lasam-binany
Proverbs  7  Proverbs containing the word lasam-borona

Updated on 2025/09/12