Entry | 1 lany zara |
Elementary words | 2 lany, 3 zara |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 1) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony 2) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony [1.1] |
Explanations in English |
6 having lost her reputation so that no one will marry her divided without any remainder [1.7] |
Explanations in French |
7 (femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier qu'on divise sans reste [1.8] |
Vocabulary | 8 Mathematics: arithmetic |
Anagrams | 9 lany zara, 10 zanaraly, 11 zaranaly |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |