|
|
|
|

Entry1  lany ra
Elementary words  2 lany, 3 ra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1]
Explanations in French  6 anémié, dont le sang est épuisé [1.3]
Synonyms  7 kely ra, tsy ampy ra

Anagrams  8 lañary, lanary, lany ra

Updated on 2025/11/21