| Entry | 1 lany mondron-kery |
| Elementary words | 2 lany, 3 mondro, 4 hery |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa [1.1] |
| Explanations in English |
7 having given all his strength [1.7] |
| Explanations in French |
8 qui a épuisé ses forces [1.8] |
| Updated on 2025/09/12 |
|