|
|
|
|

Entry1  lany henatra
Elementary words  2 lany, 3 henatra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 nanimba ny voninahiny sy tsy nihevitra ny hajany tamin' ny fanaovan-dratsy [1.1]
Synonyms  6 lany hasina

Updated on 2025/09/12