| Entry | 1 lanjalanjaina |
| Root | 2 lanjalanja |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Examples |
4 ny hazon' Andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina
[2.558]
5 Tsy maintsy lanjalanjaina tsara ny sarany sy ny tombontsoan' ny asa atao ho an' ny firenena, ampitahaina ny vola laniana aminy sy ny tombontsoa azo avy aminy. [4.27] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|