Entry landy
Part of speech noun
Malagasy definition Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba [Rajemisa 1985]
English definition a silkworm [Richardson 1885]
French definition ver à soie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 
Analogy  landibe ~ landihazo ~ landikely ~ landimadinika ~ landinambarivatry ~ landinamboa ~ landintapia

Entry landy
Part of speech noun
Malagasy definition Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy [Rajemisa 1985]
English definition silk [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition soie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Derivations 
Analogy  landiboka ~ landilahy ~ landintsavia ~ landivavy
Web Fédération Sahalandy (http://www.sahalandy.org)

2012/07/15