Entry lambondriaka
Elementary words lambo ; riaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany [1.1]
Explanations in English  [Provincial] A sea hog, a porpoise [1.2]
Explanations in Malagasy Dauphin [2.356]
Examples Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe. [2.356]
Vocabulary 
Synonyms lambondrano

Updated on 2024/01/15