| Entry | 1 lambomiditra |
| Elementary words | 2 lambo, 3 miditra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra [1.1] |
| Vocabulary | 6 Hairstyles |
| Updated on 2025/09/12 |
|