Entry lambamena (lamba, mena)
Part of speech noun
Malagasy definition Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [Rajemisa 1985]
English definition a deep red-colored shroud for the dead [Hallanger 1973]
French definition linceul en soie rouge bordeaux [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Lasan-dRakoto ny lambamena! [Rabemolaly: Fary, page 284]
2Taloha, dia lambamena no fanaonay. [Ndemahasoa: Antakay, page 92]
Quotes 

2017/07/27