|
|
|
|

Entry1  lamako tsy mipaka
Elementary words  2 lamako, 3 tsy, 4 mipaka
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny lamako tsy tena ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny
7 Raharaha tsy nahavoa, nandamoka [1.1]
Examples  8  lamako|tsy mipaka roa lamako|tsy mipaka ny tratrany [2.69]

Updated on 2025/09/12