Entry | 1 lalotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] |
Explanations in English |
4 plaster, polish [1.2] 5 plaster, a coating [1.7] |
Explanations in French |
6 crépi; enduit [1.8] |
Examples |
7 ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany.
[2.59#]
8 Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Updated on 2025/09/19 |
![]() |