| Entry (1/2) | 1 lalatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [1.1] |
| Explanations in French |
4 marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [1.3] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 14 lalatra |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in Malagasy |
16 fanamainana faritra iray misy ranoka [1.13] |
| Explanations in French |
17 drainage [1.13] |
| Updated on 2025/09/19 |
|