Entry alalatra (lalatra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Ilazana ny zavatra entina manamarika ny hazo hotsofaina na hovakina: Itỳ lelan-java-maranitra itỳ alalatra io haro hotsofainao io aloha [Rajemisa 1985]
French translation   (tranchant) avec lequel on marque [Abinal 1888]
Morphology  
alalatra
alalatro
alalatrao
alalany
alalatsika
alalatray
alalatrareo
alalatr'
alala-
alalatry
nalalatra
nalalatro
nalalatrao
nalalany
nalalatsika
nalalatray
nalalatrareo
nalalatr'
nalala-
nalalatry
halalatra
halalatro
halalatrao
halalany
halalatsika
halalatray
halalatrareo
halalatr'
halala-
halalatry
alalaro

Updated on 2013/12/09