| Entry | 1 lalantsara |
| Elementary words | 2 lalana, 3 tsara |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Efitra elanelany natao ho toa lalana handalovana alohan' ny hidirana ao anatin' ny tena efitra.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 a corridor
[1.7] |
| Explanations in French |
7 couloir, corridor
[1.8] |
| Updated on 2025/10/11 |
|