Entry lakato
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] lavabato [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Taisaka] lavabato, zohy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] zohy, lava-bato: ao tsy ao dia koa ny an-dakato (tsy dia ao matetika toy ny kary an-davabato) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] Zohy eny antenatenan-kavoana [Rajemisa 1985]
   [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] zohy [Rajemisa 1985]
   zohy na lava-bato lehibe azo onenana [SLP: Voambolana]
French definition   caverne [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  

Entry lakato
Part of speech   noun
English definition   a clapping board [Richardson 1885]

Entry lakato
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ampinga fisapisaka mifono hoditr' omby: Ianareo no ampinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina) [Rajemisa 1985]
French definition   espèce de grand bouclier [Abinal 1888]
Toponymy   Place names having the word lakato (0)

Entry lakato
Part of speech   noun
French definition   [Bezanozano, Betsimisaraka] (sens général : nom d'une sorte de bouclier que portaient les guerriers armés de lances). Nom d'un arbre indéterminé (une Rubiacée d'après de Firaketana Malagasy) de la forêt des pentes orientales. Son bois, facile à travailler, servait à tailler les grands boucliers. Il a donné son nom au village de Lakato, sous préfecture d'Anosibe du Mangoro. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Toponymy   Place names having the word lakato (1): Lakato

Entry Lakato (lakato)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   lakato
Illustrations  

2017/12/22