|
|
|
|

Entry (1/2)1  lakalaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [1.1]
Explanations in English  4  impertinent, intrusive, forward, impudent [1.2]
Explanations in French  5  qui s'accommode de tout [1.196]
Examples  6  Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra. [1.437#]
7  Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296#]
All compound words 

Entry (2/2)9  lakalaka
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11  a plant [Tankarana] [1.2]
Explanations in French  12  Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka [Tankarana, Tsimihety, Sakalava, Betsileo] [1.196]
Vocabulary  13  Botany: grass
Scientific name 

Anagrams  14 kalalaka, 15 lakalaka

Updated on 2025/09/13