|
|
|
|

Entry1  lahin-tsoavaly
Elementary words  2 lahy, 3 soavaly
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 soavalilahy atao fakana taranaka [1.1]
Examples  6  Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996#]

Updated on 2025/09/12