Entry lahimatoa (lahy, matoa)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [Rajemisa 1985]
English translation   the eldest son in a family [Hallanger 1973]
French translation   le fils ainé [Hallanger 1974]
Examples  
1Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [Profita: Ranary, page 97]
2Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [Randriamamonjy: Tantara, page 339]
Vocabulary  
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29